|
|
|
|

Teny iditra1  arahina
Fototeny  2 araka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy.
5 Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao.
6 Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy.
7 Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao.
8 Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts.. [1.2]
10 to be followed; to be prosecuted. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on suit, qu'on poursuit. [1.8]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 arahina, 19 hairaña, 20 hariana, 21 Iharaña, iharana, 22 Naharay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10