|
|
|
|

Teny iditra1  fampifanarahana
Fototeny  2 araka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fampiadiana rafitra.
5 fampitoviana zavatra roa na maromaro. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 ajustement.
7 réglage. [1.13]
Ohatra  8  hafainganina ny fampifanarahana ny fampianarana ambonintsika amin' ny fepetra iraisam-pirenena [4.27#]
Voambolana  9  Haitao
Kamban-teny rehetra  10 fampifanarahana ny halaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09