Entrée | 1 ankina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1] 4 hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13] |
Explications en anglais |
5 [root] [1.2#53] |
Explications en français |
6 appui, soutien, charge, responsabilité [1.3#50] 7 axiome [1.13] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 32 ankany, 33 ankina, 34 kañina, kanina, 35 kinana |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |