|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manankina
Fototeny  2 ankina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to make to recline on, to place against.
5 to put under the care of another, as in poverty.
6 to prop or support one, used in this sense of persons on whom one reclines.. [1.2]
Ohatra  7  Ravelojaona, mipetraka, toa maka saina, manankina ny sandriny roa eo amin' ny fipetrahan-tanan' ny sezabeny. [2.356#]
8  Sa kosa mifandray tendro amin' ireo "fatalistes" manankina ny fitondrantenany koa amin' ny lahatra efa voasoratra izy? [2.296#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 manankim-bolana

Teny iditra (2/2)14  manankìna
Fototeny  15 ankina
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manankina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manankìna, manankina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10