|
|
|
|

Teny iditra1  fiankinana
Fototeny  2 ankina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 L’action de s’appuyer, de se confier, l'appui, le dossier, le soutien, celui duquel dépend. [1.3#50]
Ohatra  5  Koa tsy nitady fiankinana na fitalahoana taminy izy ireo. [2.296#]
6  Hijanona eto moa ianao, tsara andry fiankinana ny madinika. [2.643#]
7  Nipetraka i dadabe sy nanao ho fiankinana ny votry izay tsy nisy vitsika intsony. [2.270#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 fanikinana, 10 fiankinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02