|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  miankina
Fototeny  2 ankina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin' io tongo-davarangana io ianao fa toa boboka izy izany ~ Miankina amin' ny fahakingan' ise no hahavonjy antsika.
5 Manantena ny hafa, miantehitra amin' ny hafa: Aza miankin-dohaloatra amin' ny hafa.
6 Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza ~ Miankina amin' ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to recline on, to lean against.
8 to depend upon some one, as persons in poverty dependent upon others.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 s'appuyer, être appuyé, appuyer: Miankina amy ny rindrina ny lohatrano (Les chevrons sont appuyés sur le mur).
10 se confier, compter sur, être à la charge de, dépendre, être chargé: Miankina aminao aho (Je compte sur vous) ~ Miankina amy ny ray aman-dreny ny zanaka (Les enfants sont à la charge de leurs parents) ~ Miankina amiko izany raharaha izany (Cette affaire dépend de moi, je suis chargé de cette affaire). [1.3]
Ohatra  11  Tsy niankina aminy irery anefa ny dia. [2.472]
12  ary Vakinankaratra eo akeky Ambodirano miankina azy eo atsimony. [2.48]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)18  miankina
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  20 maty (raha olon-dehibe). [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/3)21  miankìna
Fototeny  22 ankina
Sokajin-teny  23  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miankina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  24 mananiky, mañaniky, 25 manikina, manikìna, 26 maninika, 27 miankany, 28 miankìna, miankina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10