|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 an-dry |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe any, ry |
| Ohatra |
3 himpody aho, menatra an-dry raiko.
[2.69#26]
4 Ampy ahy izay nanampiako an-dry zareo izay. [2.4#136] 5 Sao miandry an-dry Ndremba izay naniraka azy! [2.643#142] |
| Teny iditra (2/7) | 6 andry |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin' ny alina, filamina tsisy tebiteby..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 [Mal. diyan, mandiyan.].
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 la position horizontale, l'état de ce qui est étendu, couché.
11 la paix, la tranquillité. 12 l'état de ce qui est figé, gelé, caillé. [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/7) | 22 andry |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 tohana mijoro vita amin' ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin' ny tranon' ny Ntaolo..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 a pillar, a post.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 pilier.
27 (fig) soutien. [1.3, 1.8] 28 colonne. [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/7) | 32 andry |
| Sokajin-teny | 33 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 antenaina ho avy ka mijanona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin' ny maika ny anareo izany, ry Ketaka, ka handeha aho.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
35 waiting, guarding.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 attendu, qu'on peut attendre.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 47 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/7) | 48 andry |
| Sokajin-teny | 49 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
50 fiambenana, fitandremana: Tsara andry ny ombintsika fa olona mahatoky izy.
51 fitiliana: Ataovy andry maso io zazalahy io fa efa tratra naka zavatr'olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
52 watch.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
53 garde, surveillance, veille.
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 54 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (6/7) | 55 andry |
| Sokajin-teny | 56 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
57 sandry.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Teny iditra (7/7) | 58 Andry |
| Sokajin-teny | 59 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Kamban-teny rehetra | 60 Andry Andraina |
| Fivaditsoratra | 61 andry, Andry, 62 indra, indrà, 63 nidra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|