|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mampandry
Fototeny  2 andry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 faire coucher quelqu’un, coucher, étendre, pacifier, faire reposer. [1.3#41]
Ohatra  5  Koa raha misy tsy mampandry ny tany, miara-mamono izaho sy izy na ny aty na ny any. [2.366#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  mampandry
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 Ce nom désigne surtout deux arbres : Cedrelopsis grevei Baill. (Meliaceae) et Molinaea retusa Radlk. (Sapindaceae). Ils entrent dans la préparation des tranquillisants naturels administrés aux boeufs de fosse, et éventuellement aussi dans les « charmes » destinés à rendre un adversaire inactif. Grandidier (fichier manuscrit) note sous ce nom « Plante médicinale prise à Morondava ».. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 mampandry, 16 mampindra, 17 mandrampy, 18 mpamindra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09