|
|
|
|

Teny iditra1  mampiandry
Fototeny  2 andry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 faire attendre, faire garder. [1.3]
Ohatra  5  Anaka, aza manala fivelomana ny mahantra; ary aza mampiandry maso ny tsy manana. [2.996]
6  Telin' ny mpandahatra sy ny mpihaino ery ilay mampiandry sy ilay miandry ny fiantefan'ny " onja " : Ovy haniry, tsy tam-bato; [2.299#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 mampiandry, 11 mampindray

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12