|
|
|
|

Teny iditra1  fandriana
Fototeny  2 andry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a bed, bedding.. [1.2]
6 a bed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 lit. [1.8]
Ohatra  8  Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470]
9  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Voambolana  12  Toe-karena: ao an-trano
Tovy hevitra  13 farafara
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16 Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  17 fandirana, 18 fandriana, 19 fiandrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09