|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ambezo
Fototeny  2 vezo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fangatahana mafy toa mitaraina mihitsy ary tsy miala raha tsy mahazo.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 supplique, instance. [1.3#27]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)14  ambezo
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 voan-javatra natokana ho masomboly. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  17 semence. [1.13]
Voambolana  18  Toe-karena: fambolena
Tovy hevitra  19 ambeko, ambeo, ambio, ambioka, masomboly, tabiry

Teny iditra (3/3)20  Ambezo
Singan-teny  21 Vezo
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  23 nom du pays qui s'étend le long de la mer au nord de Saint-Augustin. [1.3#27]
Fangi-bolantany 

Fivaditsoratra  24 Ambezo, ambezo, 25 amboze, 26 bezoma

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09