|
|
|
|

Teny iditra1  miambezo
Fototeny  2 ambezo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangataka mafy ary tsy miala raha tsy mahazo: Loza raha hiambezo Ikotokely. Jereo mangataka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to go about begging cravenly. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 demander avec instance. [1.3#27]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12