|
|
|
|

Teny iditra1  tambezo
Fototeny  2 ambezo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hataka fatratra, fangatahana tsy misy fiatoana sy sesilany; tampesona; ambezo. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  18 tambezona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19