|
|
|
|

Entrée (1/6)1  ambàka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  (ambakavaka no fampiasa kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. [1.1]
Explications en français  4  balbutiement, embarras [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Synonymes  11  ambakavaka
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot ambàka

Entrée (2/6)13  ambaka
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  Fomban-tolona omby atao toy izao: ny tanana havanana mitazona ny trafony ary ny havia kosa manodidina ny vozony [Tsimihety] [1.1]

Entrée (3/6)16  ambaka
Partie du discours  17  adjectif
Explications en anglais  18  excelled, exceeded, beaten: tsy mety raha ambaka noho ny biby isika amy ny fitiavana zanaka (it is not right that we should be excelled by animals in the love of offspring) [1.2]
19  inferior to [1.7]
Explications en français  20  inférieur, surpassé: Ambàka noho ny zandrinao va hianao? (Es-tu supérieur à to cadet?) ~ Tsy ambàka noho ny zokinao hianao (Tu n'es pas inférieur à ton ainé) [1.3]
21  inférieur [1.8]
Tous les mots composés 

Entrée (4/6)25  ambàka
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27  Fifetsena, lainga hamitahana ny tsy mahalala, tetika hangalarana mba hahazoana tombony, na amin' ny varotra na amin' ny lalao [1.1]
Explications en anglais  28  root not used. See fitaka [1.2]
Explications en français  29  tromperie, tricherie, fraude [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :

Entrée (5/6)43  ambaka
Partie du discours  44  adjectif
Explications en anglais  45  of the same volume or bulk [Provincial] [1.2]
Explications en français  46  comme. [Tankarana] [1.19]

Entrée (6/6)47  ambaka
Partie du discours  48  adjectif
Explications en malgache  49  tsy mahay, bado [Betsileo] [1.78]

Anagrammes  50 ambàka, ambaka, 51 maka ba

Mis à jour le 2025/09/20