|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fitaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza. .
4 Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. . [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky..
[1.2] 6 fraud, deceit. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 fraude, ruse.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 20 ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky |
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 23 fitaka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 fanambininy.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 See petraka.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 31 fitaka |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 tany lemaka.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 34 fatika, 35 fitaka, 36 Tafika, tafika, 37 tifaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|