|
|
|
|

Teny iditra1  ambakaina
Fototeny  2 amb
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitahina amin' ny varotra, na eo amin' ny lanjany, na eo amin' ny fatrany, sns: Nambakain' ny mpivarotra ianao, anaka, raha io no henana dimampolo.
5 Fitahina noho ny fahatsorana be loatra na ny tsy fahalalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be deceived, to be defrauded, to be deluded, to be cheated.. [1.2]
7 to be cheated, to be deluded. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on trompe, qu'on dupe. [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ambakaina, 15 iambakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02