|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akaiky |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy lavitra: Aza matahotra ianao fa akaiky ihany ny tranonay.
4 Antomotra na akaiky ara-potoana: Efa akaiky itỳ ny fanadinana, rankizy, ka mikezaha mafimafy kokoa indray. 5 Anila, ankila: Mipetraha eto akaikiko ianao. 6 Mifanila, mifanolotra, mifanolobodirindrina: Akaikin' ny tranonay ny fonenany. 7 Tsy lavitra ara-pihavanana: Akaiky anay kokoa Rakoto noho ianao, satria zanak' olo-mpirahalahy izahay, fa isika kosa mbola zafin' ny mpianadahy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 near, near together, near by, close at hand..
[1.2] 9 near. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 comme akeky.
[1.3#13] 11 près. [1.8] |
| Ohatra |
12 Misy lahindrano mandalo eo akaiky.
[2.472]
13 Avia aloha, Rainy, eto akaikiko eto e! [2.470] 14 Eo akaikin' i Hesbona no misy izany toerana izany. [1.38] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 33 akeky |
| Tohi-kevitra | 34 lavitra |
| Kamban-teny rehetra | 35 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 36 akaiky, 37 kiakia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|