|
|
|
|

Entrée1  manakaiky
Radical  2  akaiky
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  4  Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may
Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona
Mandroso mankamin' ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo
Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mavokely
Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay [1.1]
Explications en anglais  5  to draw near to, to approach. [1.2, 1.7]
Explications en français  6  s'approcher de; approcher [1.8]
Exemples  7  Somary nanakaiky arabe ny lalany. [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Autres orthographes  12  manakeky

Mis à jour le 2025/09/12