|
|
|
|

Teny iditra1  akaikikaiky
Fototeny  2 akaiky
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 tsy dia lavitra loatra; somary eo anila; antomotra ihany. [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  [akekikeky] 5 assez proche, assez près. [1.3]
Ohatra  6  Efa mba akaikikaiky ny fotoam-pinjinjana, ka velom-bolo ny tantsaha [1.62]
7  Nanatona akaikikaiky izy hitazana. [2.472]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tsipelina hafa  10 akekikeky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19