Entrée akeky
Partie du discours adverbe [liste complète]
Traduction française voisin, proche, près, auprès: Akekin' ny tranoko ny azy (Sa maison est voisine de la mienne) ~ Akeky ihany ny alehako (Je vais tout près) ~ Akeky foana ny tranony (Sa maison est tout près) ~ Akeky lavitra ny tanàna (Le village est près, mais le chemin qui y mène est long) ~ Mipetraha eto akekiko (Asseyez-vous ici près de moi) [Abinal 1888]
Dérivations 
Morphologie 
akeky
akekiko
akekinao
akekiny
akekintsika
akekinay
akekinareo
akekin'
akekin-
akekim-
Autres orthographes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ny zavatra ao akeky ny fantsakana [Callet: Tantara, page 245]
2dia akeky alakarabo andro vokatra [Callet: Tantara, page 33]
3Ary ny Borozany rehetra isam-paheniny, ary isam-pirazanana ao anatin'ny am-paheniny hiany izany, dia samy vory avokoa, ao amin'izay fotoana hiangonany, ao akeky ny fokony hiany [Cohen-Bessy: Rakotovao]

Mis à jour le 2020/10/07