|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 ainga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fibatana, fialana..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 (root not much used).
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de soulever, de lever, d'aller charcher.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 23 ainga |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 Tombon' isa omena mialoha, izany hoe ambony ampanga ankoatra ny loka.
[1.1] |
| Ohatra |
26 Homeko ainga impito mandingana ise, fa andeha isika hifaninana hazakazaka
[1.1]
27 Hahavita asa soa tena ilaina ny Tetezamita raha manome ainga vao, na manavao mihitsy ny fifanakalozan-kevitra sosialy. [4.27] |
| Tovy hevitra | 28 inga |
| Teny iditra (3/4) | 29 ainga |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 hevitra mitombina iaingana.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 principe.
[1.13, 1.5] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 34 Filôzôfia |
| Tovy hevitra | 35 tsangan-kevitra |
| Kamban-teny rehetra | 36 ainga fototra |
| Teny iditra (4/4) | 37 ainga |
| Sokajin-teny | 38 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
39 mandeha.
[Bezanozano]
40 ainga haka rano: mantsaka. 41 andao aingatsika: andeha isika. [1.78] |
| Tovy hevitra | 42 handeha |
| Fivaditsoratra | 43 ainga, 44 gaina, 45 Nagay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|