Entrée (Teny iditra) sefafi > SeFaFi
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom (acronyme) (anarana (fanafohezanteny))
Définition malgache (Famaritana malagasy)   Fikambanana niforona tamin'ny volana Febroary 2001 ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena.

Tsy miankina amina antoko na iza na iza ny Fikambanana, ka izao no zava-kendreny :

  • Mamantatra sy mandalina ny olana eo anivon'ny fiarahamonina, indrindra ny mikasika ny demokrasia, ny Fanjakana tan-dalàna, ny fitantanana ny raharaham-pirenena.
  • Maneho ny heviny eo anoloan'ny zava-mitranga raha misy fisehoan-javatra amin'ny lafiny fiarahamonina na politika ka mety hanamarika ny ho avin'ny olom-pirenena
  • Mampiely ny vokatry ny fikarohana ataony.
[SeFaFi ]
Vocabulaire (Voambolana)  
Citations (Teny nalaina)  

Mis à jour le 2010/06/30
Formulaire pour nous envoyer des commentaires