|
|
|
|

Teny iditra1  fanainga
Fototeny  2 ainga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fitaovana fibatana zavatra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 Manière de soulever, de lever, qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher. [1.3#10]
6 élévateur. [1.13]
Ohatra  7  toa voan' ny fanainga lavitra koa re, sanatria. [2.470#]
8  Fanainga iray hafa ho an' ny fampihavanana ny fanapariaham-pahefana, na dia mbola nofinofy ihany aza izy hatramin' izao. [4.27#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 afingana, 11 faingàna, faingana, 12 fanainga, 13 fangaina, 14 fiangana, 15 figanana, 16 ifangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09