|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miainga
Fototeny  2 ainga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 (mitovy amin' ny Manainga) Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiaramanidina?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to rise up, to be elevated, to be raised up; to set out on a journey.. [1.2]
Ohatra  6  Eo amin' ny faran' ny tanàna avaratra no miainga ny lalana mankany. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 sorididy miainga eo amin'ny vodihelika
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  miaingà
Fototeny  14 ainga
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miainga [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 miainga, miaingà, 17 migaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09