|
|
|
|

Entrée (1/2)1  afina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra [1.1]
4  [2.588#]
Explications en anglais  5  root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret. [1.2]
6  concealment [1.7]
Explications en français  7  Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent) [1.3]
Exemples  8  Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany. [2.588#]
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Entrée (2/2)28  afina
Radical  29  fina
Partie du discours  30  verbe passif
Explications en anglais  31  Used of that pressed close, as the nose in being blown [Provincial] [1.2]
Morphologie 
32  Présent :
33  Passé :
34  Futur :
35  Impératif :

Anagrammes  36 afina, 37 anifa, 38 fania, 39 fi~ana, fiana

Mis à jour le 2025/09/20