|
|
|
|

Teny iditra1  afinafina
Fototeny  2 afina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 duplicatif diminutif. [1.3]
Ohatra  5  Ka dia notereny izy mba hilaza izay marina Tsy hasiana afinafina na hoe hamboamboarina. [2.928#]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny rehetra  9 an-kinafinafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09