|
|
|
|

Teny iditra1  afenina
Fototeny  2 afina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy.
5 Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka.
6 Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign.. [1.2]
8 to be concealed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 que l'on cache. [1.3, 1.8, 1.5]
10 sur quoi on garde le secret. [1.3]
11 qu'on recèle. [1.8]
Ohatra  12  Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [2.472]
13  Ary tsy azo atao hoe alevina ny andriana, fa afenina. [2.48]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  20  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  21 afenina, 22 fiañena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09