|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 lala |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fantatra.
[Bara]
[1.78] 4 fantatra: lalako: fantatro; tsy lalako: tsy fantatro. [Bezanozano] [1.78] 5 Fantatra (any anindran-tany). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (utilisé comme adjectif dans les provinces) connu, aimé, chéri.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/6) | 18 lala |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Tiana (afovoan-tany): Tsy any ny lalana, ry lala.
[1.1] |
| Teny iditra (3/6) | 21 lala |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Ba na paikan-kira.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 rythme du chant.
[1.3#375] |
| Voambolana | 25 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/6) | 27 lala |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 Fisaonana ny vady maty.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 deuil des époux.
[1.3#375] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (5/6) | 33 lala |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 Fikarakarana, fitsimbinana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 épargne, soins.
[1.3#375] |
| Teny iditra (6/6) | 37 Lala |
| Sokajin-teny | 38 anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
39 pseudonyme de l'auteur de Ny Tanindrazako (tononkalo).
[5.fr.https://oceanindien.revues.org/1391] |
| Voambolana | 40 Haisoratra: mpanoratra |
| Tsanganana sy sary iray takila |
41 Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy |
| Fivaditsoratra | 42 Lala, lala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|