Entrée mifankalala (lala)
Partie du discours verbe actif
Définition anglaise to know one another [Richardson 1885]
Morphologie 
mifankalala
nifankalala
hifankalala
Exemples 
1Ary mahatsara fa mifankalala tsara amin' izany, koa dia hevero indray izany. [Razoharinoro: Soratra, page 112]
2Tanàna kely moa Ambatomainty nisy anay, ka nifankalala daholo ny mponina ao aminy. [Andraina: I Vola]

Mis à jour le 2019/08/17