|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mandala |
| Fototeny | 2 lala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikarakara, mitandrina tsy ho simba: Olona mandala fihavanana ny Malagasy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to have in regard, to look upon with affection, to be attentive to one's needs.
[1.2] 6 to look on with affection; to be attentive to; to consider precious. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 épargner, soigner.
[1.3] 8 chérir, tenir pour précieux; donner des soins attentifs à. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 13 Ontam-po |
| Mpanahaka | 14 mikarakara, 15 mitandro, 16 mitsimbina |
| Kamban-teny rehetra | 17 kapitalisma mandala fifaninanana malalaka |
| Teny iditra (2/3) | 18 mandala |
| Fototeny | 19 lala |
| Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 misaona.
[Taisaka, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 22 misaona (ny havana maty). [Tanala] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 In the provinces it means to mourn.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 faire le deuil.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 29 mandalà |
| Fototeny | 30 lala |
| Sokajin-teny | 31 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandala [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 32 mandala, mandalà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|