|
|
|
|

Teny iditra1  malala
Fototeny  2 lala
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 tiana amin' ny fo tokoa: Manina ny olomalala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 beloved, esteemed [1.2, 1.7]
6 revered [1.2]
7 beloved one [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 chéri [1.3, 1.8]
9 aimé, ami de coeur [1.3]
10 bien aimé [1.8]
Ohatra  11  Matokia, ry Ikemba malala, hoy izy. [2.499]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09