|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 adina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny.
4 Avina, antsafa, ontany, tanitany. 5 Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina..
[1.2] 7 a question, an examination. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 question, examen.
[1.3, 1.8, 1.5] 9 information. [1.5] |
| Ohatra |
10 eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 27 adinadina |
| Mpanahaka | 28 faka, 29 fakafaka, 30 fotopototra, 31 hadihady, 32 karoka, 33 karokaroka, 34 savasava, 35 sikotra, 36 taratara |
| Kamban-teny rehetra | 37 laza adina |
| Teny iditra (2/4) | 38 adiña |
| Sokajin-teny | 39 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
40 foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana.
[Betsileo]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 41 mady |
| Teny iditra (3/4) | 42 Adina |
| Sokajin-teny | 43 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
44 Adina.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
45 Adîn.
[2.996] |
| Ohatra |
46 ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996]
|
| Voambolana | 47 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 48 Toko sy andininy momba Adina |
| Lahatsoratra | 49 Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (4/4) | 50 Adina
![]() |
| Sokajin-teny | 51 anarana |
| Voambolana | 52 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa |
| Anaram-javamaniry ara-paritra |
|
| Fivaditsoratra | 58 adany, 59 adina, Adina, adiña, 60 anday, 61 andia, 62 daina, 63 diana, DIANA |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|