|
|
|
|

Teny iditra1  adinadina
Fototeny  2 adina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 famotopotorana, famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina: aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany!. [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  5 adina. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 [duplicatif fréquentatif]. [1.3]
Ohatra  7  Tsy mety mandry tsinona ny eritreritro, hoy ilay ondrindrano tia adinadina. [1.251]
8  I Doda no namarana ny vera, ka tonga dia nogohiny tsy nisy adinadina ny ambiny. [2.4#114]

Fivaditsoratra  9 adinadina, 10 andidiana, 11 daindaina, 12 diandiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12