Entrée | 1 fanadinana |
Radical | 2 adina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanontaniana, fanantsafana: No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao? Fakana am-bavany, famotorana: Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky Fitsapana fahaizana: Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara Manala na maka fanadinana [1.1] |
Explications en anglais |
5 an examination, or a book of questions. [1.2] 6 an examination [1.7] |
Explications en français |
7 L'examen, les questions [1.3] 8 information [1.4] 9 examen [1.8] |
Exemples |
10 Tonga ary ny fanadinana.
[2.499]
11 Ka raha tsy afaka fanadinana aho? [2.472] |
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 16 fanadinana, 17 fandainana, 18 fandaniana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |