|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  madina
Fototeny  2 adina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahimahina, maodimaody ka mitandrintandrina. [1.1#550]
Fanazavàna teny frantsay  5 qui a du souci, de la sollicitude, qui se préoccupe au sujet de. [1.3#416]
6 qui se fait du souci, se préoccupe des autres. [1.196]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  8 madimadina
Kamban-teny rehetra  9 tsaramadina

Teny iditra (2/2)10  madina
Sokajin-teny  11  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12 Ihany, fotsiny: Manao akory e? -- Soa madina. [Betsileo] [1.1]

Fivaditsoratra  13 madañy, 14 madina, 15 mañady, manady, 16 manday, 17 mandia, 18 manida

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10