|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manadina
Fototeny  2 adina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manontany, manavina, manantsafa: Avy manadina ny fahasalaman' ny ankizy, tompoko.
5 Mamototra, misokitra, mandona, maka am-bavany, manao famotorana, manabohy, manafanina: Adiny telo no nanadina azy ny kaomisera.
6 Mitsara fahaizana, mampanala fanadinana: Mpampianatra iza no nanadina anareo?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to investigate, to enquire into, to ask about, to search into; to conduct an examination.. [1.2]
8 to question; to give an examination. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Questionner, demander, examiner: Manadina ilay voampanga ny mpitsara (Le juge questionne l'accusé) ~ Manadina anao aho amy ny latabatra nampanaoviko anao (Je viens vous demander si la table que je vous ai commandée est finie) ~ Manadina ny mpianatra izy (Il examine les élèves). [1.3]
10 interroger, faire passer un examen. [1.8]
Ohatra  11  Ka tandremo fa mety manadina izy. [2.332]
12  Ingahy Fara ihany no manadina ny tenany sady mamaly. [2.499]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)17  manadìna
Fototeny  18 adina
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
20 questionnez, demandez, examinez, interrogez. [3.1]

Teny iditra (3/3)21  mañadina
Fototeny  22 hadina
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24 miarahaba. [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  25 amandina, 26 andamina, 27 mañadina, manadìna, manadina, 28 mandaina, 29 mandania, 30 mandiaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10