|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : trambo | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Lava hadalana hoatry ny trambo : tongotra hahelika, ka enti-mandady. [2.415]
Lava hadalana, ohatra ny trambo: tongotra hahelika, ka enti-mandady. [2.653, 1.1] Lava hadalana tahaka ny trambo : tongotra hahelika ka enti-mandady. [2.558 #119] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Azon' ny hadalana ka tsy mahay mitandro izay tokony hotandrovina, toy ny haja, voninahitra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | D' une éternelle sottise comme le mille-pieds : des pattes, il en a jusque sous les aisselles et il s' en sert pour ramper. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens peu débrouillards pour leurs intérêts. [2.415 #2081] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Mitafia lamba, fa trambo no handady aminao. [2.415 #6236, 2.653 #1853]
Mitafia lamba fa trambo no handady amin' ny tena. [2.558 #2430] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Il faut vous vêtir, car les mille-pattes vont grimper sur vous. [2.415 #6236] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Prenez vos précautions. [2.415 #6236] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Trambo handadina tsy | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Trambo hita tsy mba loza [1.3 #739] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Un cent-pieds vu n'est plus un malheur. [1.3 #739] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Un malheur prévu est facile à éviter. [1.3 #739] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|