Index

Proverbes : hihitra

Proverbe Amboalahy mikiky taolana : tsy hery, fa hihitra. [Cousins 1871 #136]
Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa. [Rinara 1974 #166]
Toy ny amboalahy mikiky taolana : tsy hery fa hihitra. [Veyrières 1913 #2331]
Traduction française Chien qui ronge un os : ce n' est pas un indice de sa force, mais la preuve de son avarice. [Veyrières 1913 #2331]

Proverbe Ny hihitra no poketra mafy hidy. [Veyrières 1913 #2321]
Traduction française L' avarice est le porte-monnaie le mieux fermé. [Veyrières 1913 #2321]

Proverbe Raha sery ho sitran’ ny anamalaho ihany, ka aleo mitady vantotr’ akoho ho sahirana ? [Cousins 1871]
Raha sery ho vitan' ny anamalaho ihany, nahoana no mitady vantotr' akoho ho sahirana? [Veyrières 1913 #2822]
Raha sery vitan' anamalaho, aza amonoana vatotr' akoho. [Rinara 1974 #3655]
Sery vitan' anamalaho ka handaniana vantotr' akoho. [Rajemisa 1985]
Sery vitan' ny anamalaho, ka no hamonoana vatotr' akoho! Ny hihitra anefa mampisara-mianakavy. [Rinara 1974]
Interprétation malgache Nampiasain' ny Ntaolo ho ody sery ny anamalaho noho izy mafanafana ka raha mbola misy anamalaho koa, naleony nitsitsy nanao ro misy anamalaho toy izay namono vantotr' akoho. [Rajemisa 1985]
Traduction française Si c'est un rhume que la plante anamalaho peut guérir, pourquoi chercher un poulet et se donner tant de peine? [Veyrières 1913 #2822]
Interprétation française Il faut proportionner les remèdes aux maux à guérir. [Veyrières 1913 #2822]

Index