|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sery
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a cold in the head. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 rhume. [1.54]
6 rhume de cerveau. [1.8]
Ohatra  7  Mararin' ny sery aho, tompokolahy. [1.437#]
8  Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  11  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  12 mararin' ny sery
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  sery
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 mpandihy. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  17 resy, 18 sery

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09