|
|
|
|

Teny iditra1  anamalaho
Singan-teny  2 anana, 3 malaho
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo.
6 Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces).
7 Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc.. [1.2]
9 a strong aromatic leafy vegetable. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 herbe potagère au goût aromatique amer. [1.8]
Ohatra  11  Ary ny anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa. [1.357#]
12  Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana [2.245#]
Voambolana  13  Haizavamaniry: ahitra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 amolahana, 16 anamalaho, 17 hamaolana, 18 mahaolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02