| Entrée | 1 mafy |
| Radical | 2 hafy |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Tsy malemy, tsy manana toetra mora vaky na mora potika: Mafy itỳ hazo itỳ Tsy manana toetra malemilemy mahafinaritra ny tena: Mafy itỳ seza itỳ fa tsy misy ondana hipetrahana Enti-milaza izay ilana hery na ezaka ara-batana na aratsaina: Mafy ny raharahan' ny mpihady arintany Enti-milaza izay manery na mandidy izaitsizy: Mafy ny lalàna nefa tsy maintsy arahina Matanjaka, manan-kerim-batana: Manatòna Rangahy raha mafy Sarotra lefarina, manindrona, na henjana: Mafy izany teny izany Sarotra zakaina, mangidy: Mafy ny fahoriana nentin' io iehilahy io Tsy mihontsina, tsy mety ketraka: Mafy io vehivavy io [1.1] |
| Explications en anglais |
5 hard, difficult, firm, strong. [1.2#404] 6 hard, firm; difficult [1.7] |
| Explications en français |
7 dur: Mafy ity tany ity (Cette terre est dure) ~ Mafy ity hazo ity (Ce bois est dur, solide) ~ Mafy ny teny nataony azy (Il lui a adressé des paroles fortes, dures) ~ Mafy ny nanjo azy (Il en a souffert de dures) ~ Mafy iny lehilahy iny (Cet homme est inébranlable [1.3#416, 1.8] 8 fort, ferme, solide, inébranlable qui ne démord pas, insupportable, intolérable, calamiteux [1.3#416] 9 solide, résistant; difficile [1.8] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 36 29 combinaisons de ce mot |
| Antonymes | 37 malemy |
| Analogues | 38 maozatra, komatry, matanjaka, tomady, avy aina, be aina, matomboka, hozatina, vokenana, fonetana |
| Proverbes | 39 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 40 AMIF, 41 fima, 42 mafy |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|