Index

Proverbes : fandeha

Proverbe Bila fandeha mananatra ny mahitsy famindra : mahay milaza soa ho an' ny olona, fa tsy mahay ho an-tena. [Rinara 1974 #900]

Proverbe Bingo ny mpitarika ka tailam--pamindra ny mpanaraka. [Rinara 1974 #903]
Bingo ny mpitarika ka tsy mahitsy fandeha ny mpanaraka. [Veyrières 1913 #762, Cousins 1871 #772, Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Izay toetra sy fihetsiky ny mpitondra ihany no toetra sy fihetsiky ny olona entina. [Rajemisa 1985]
Traduction française Conduit par un bancal on ne marche pas droit. [Veyrières 1913 #762]
Interprétation française Se disait des inférieurs conduits par de mauvais chefs et qui leur ressemblaient. [Veyrières 1913 #762]

Proverbe Mañeno ty alika, ty pandeha manohy ty liañe. [Poirot & Santio: Vezo]
Traduction française Les chiens aboient, la caravane passe. [Poirot & Santio: Vezo]

Index