|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fandeha
Fototeny  2 leha
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny
7 Dia: Adanodano ny fandehanao
8 Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao?
9 Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 la manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche) [1.3]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how fandeha
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  fandeha
Sokajin-teny  14  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  15 yet, but. See nefa. [1.2]
Mpanahaka  16  kandeha, 17  nefa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21