Entrée mitsaitsaika (tsaitsaika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandeha mora dia mora, mamindra tsy re amin' ny loha tongotra: Aoka ianao hitsaitsaika fa sao dia manaitra zaza matory. Ny teny hoe: Mitsaitsaika dia fampiasa koa rehefa mihataka avy mamangy fahoriana olona: Ilaozanay hitsaitsaika ianareo, tompoko. (Raha mamangy an-kasoavana kosa, ny mifanohitra amin' ny Mitsaitsaika no ampiasaina, dia ny hoe: Mingodongodona) [1.1]
Morphologie 
Présent : mitsaitsaika
Passé : nitsaitsaika
Futur : hitsaitsaika
Impératif : mitsaitsaiha
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05