|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mananatra |
| Fototeny | 2 anatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay
9 Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny 10 Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to advise; to rebuke
[1.2, 1.7] 12 to warn, to admonish, to chastise. 13 In the provinces it means to teach. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 conseiller
[1.8] |
| Ohatra |
15 Raha mananatra ny adala dia ny lambany no ariany;
[2.69#]
16 Sady mananatra anareo aho No mananatra ny tenako! [1.437#] |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mananatra, 18 manantara, 19 manatrana, manatràna, 20 marantana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|