Index

Proverbes : borizano

Proverbe 1Borizano tanora ka miaramila no farany. [2.558 #958]
Borizano tanora, miaramila no farany. [2.415 #415, 2.653 #826]
Traduction françaiseJeune citoyen finira par être militaire. [2.415 #415]
Interprétation françaiseSe disait à l' époque des grandes levées de soldats. [2.415 #415]

Proverbe 2Hafahafa ohatra ny borizano : ampihiraina, tsy mahay, ka nony mitomany, miolakolaka ny saha, miaka-midina sahala amin' ny mason' ny mpamoly. [2.558]
Hafahafa, ohatra ny borizano: ampihirain-tsy mahay, ka nony mitomany, miolakolaka ny saha ; miaka-midina mimason’ ny mpamoly. [2.653]

Proverbe 3"Raikitra terý izao!" hoy ilay voa bala tamin' ny feny, "fa afaka ho borozano aho raha tonga" . [2.165]
Raikitra tery izao hoy ilay voa bala tamin' ny feny, fa afaka ho borizano aho raha tonga. [2.415 #448]
Raikitra tery izao, hoy ilay voan' ny bala teo amin' ny feny, fa afaka ho borizano raha tonga. [2.558 #3689]
Traduction française "Çà y est" , s' écrie le soldat atteint d' une balle à la cuisse, "je serai exempté du service une fois arrivé" . [2.165]
C' est fait, dit le soldat qui vient de recevoir une balle à la cuisse, à mon arrivée je serai exempté du service militaire. [2.415 #448]
Interprétation françaiseBienheureuse balle qui, tout en lui laissant la vie, le fera dispenser du service forcé et non rétribué! [2.165]
Bonheur d' échapper à la corvée. [2.415 #448]

Index