|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raikitra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana
4 Vita, tapaka rehefa nodinihina sy nifenarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra 5 Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces.
[1.2] 7 sticking to something; agreed to [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 attaché, collé
[1.3, 1.8] 9 joint 10 conclu, réglé, décidé 11 conforme, juste [1.3] 12 agréé, sur quoi on est d'accord [1.8] |
| Ohatra |
13 Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo!
[2.4]
14 Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony: [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 35 angarangidina, 36 finaribava, 37 mandryivohonnyvato, 38 mandrymitsilany, 39 matypaika, 40 tapaka, 41 tarangana, 42 vita, 43 vonobaibona |
| Kamban-teny rehetra | 44 Fikambanana 25 amin' io teny io |
| Ohabolana | 45 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 46 arikitra, 47 iratrika, 48 irikatra, raikitra, 49 rikiatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|