Entrée mitomany (tomany (tany))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino
Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy.
Mitovy hevitra: jemby ~ latsadranomaso ~ lem-bolomaso ~ manala ny lohany ~ manangan-torana ~ manao ranomaso havozona ~ manezakezaka ~ manganohano ~ miafatrafatra ~ miapokapoka ~ miatatra ~ midradradradra ~ midradraka ~ mifaditra ahitra ~ mifako bozaka aman' ahitra ~ mifararemotra ~ mifendrotra ~ mifia-dranomaso ~ mifokofoko ~ migigika ~ migogogogo ~ mihandrohandro ~ mijafajafa ~ mijoy ~ mikehina ~ miketaketa ~ mikiakiaka ~ mikonainaika ~ mitanisanisa ~ mitolokoloko ~ mitoreo ~ mitrifantrifana ~ tomany ~ tsy mahajery olona [1.1]
Explications en anglais To cry for something [1.7]
Explications en français Pleurer après quelque chose; pleurer [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ mitomañy ] Pleurer [1.405]
Exemples 
1Nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala. [2.324]
2Sady nigogogogo nitomany indray izy... [2.470]
Morphologie 
Présent : mitomany
Passé : nitomany
Futur : hitomany
Impératif : mitomania
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/01