|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mianjera
Fototeny  2 zera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra
9 Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera
10 Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to fall down by itself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 tomber de soi-même, s'écrouler [1.8]
Ohatra  13  Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty. [2.472#10]
Mpanahaka  14  latsaka, 15  lavo, 16  lavo, 17  mandry, 18  miampatra, 19  miankarapoka, 20  miantatafoka, 21  miantonta, 22  mibolaly, 23  mibolasitra, 24  mibolila, 25  mibolisatra, 26  midaboboka, 27  midaboka, 28  midalaboboka, 29  midaraboka, 30  midarafoka, 31  mietsaka, 32  mihintsana, 33  mihohoka, 34  mihotsaka, 35  mikoa, 36  mikoan, 37  mikodia, 38  mikodingy, 39  mikodingidingy, 40  mikoro, 41  miletsy, 42  miongana, 43  miraraka, 44  mirodana, 45  mironjina, 46  misolafaka, 47  misolifaka, 48  misolifatra, 49  mitalaboboka, 50  mitatafoka, 51  mitatavoka, 52  mitotongana, 53  mitrosina, 54  mitrotrongy, 55  mitsimbadika, 56  mitsingadina, 57  mitsingatotra, 58  mitsingidina, 59  mitsingoana, 60  mitsinkasina, 61  mitsirara, 62  mivadika, 63  mivadika, 64  mivalangitrika, 65  mivarina, 66  mivena, 67  potraka, 68  tafintohina
Fikambanana  69  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mianjera
Ohabolana  70  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 71  mianjera
Fototeny  72 zera
Sokajin-teny  73  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianjera [Fitanisana]

Fivaditsoratra  74 manajery, mianjerà, mianjera

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14