|
|
|
|

Teny iditra 1  midaboboka
Fototeny  2 daboboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianjera: Nidaboboka tao anaty hady ny omby
9 Nirohotra miara-be: Nidaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to fall with violence; to dash upon
11 to proceed in a large concourse [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 Tomber en bas: Nidaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé)
13 aller en grand nombre: Nidaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3]
Tsipelina hafa  14 miandaboboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22